Exodus 32:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanenina NY TOMPO ny amin’ny loza izay nokasainy hamelezana ny olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanenenan’i Iaveh ny ratsy nolazainy hafitsoka ny vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia najanon’ny TOMPO tamin’izay ny loza nolazainy hamelezana ny vahoakany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah dia nanenina ny amin'ny loza izay nokasainy hamelezana ny olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanenina NY TOMPO ny amin’ny loza izay nokasainy hamelezana ny olony.
malagasy
Ary Jehovah dia nanenina ny amin'ny loza izay nokasainy hamelezana ny olony.