Exodus 32:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vato fisaka dia asan’Andriamanitra, ary ny soratra dia soratr’Andriamanitra, voasokitra teo amin’ny vato fisaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asan-tanan’Andriamanitra ireo takelaka ireo, ary ny soratra dia soratr’Andriamanitra voasikotra tamin’ny takelaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asan’Andriamanitra ireo vatofisaka roa ireo, nosoratan’ny tanan’Andriamanitra mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vato fisaka dia asan'Andriamanitra, ary ny soratra dia soratr'Andriamanitra, voasoratra teo amin'ny vato fisaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vato fisaka dia asan’Andriamanitra, ary ny soratra dia soratr’Andriamanitra, voasokitra teo amin’ny vato fisaka.
malagasy
Ary ny vato fisaka dia asan'Andriamanitra, ary ny soratra dia soratr'Andriamanitra, voasoratra teo amin'ny vato fisaka.