Exodus 32:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa ren’i Josoa ny fitabataban’ny olona izay nihorakoraka dia hoy izy tamin’i Mosesy: Misy tabataban’ady atsy an-toby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre ny tabataban’ny vahoaka nihorakoraka i Jôsoe dia nilaza tamin’i Môizy hoe: «Finanananàna toy ny any an’ady izany any amin’ny toby izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’i Josoa ny feon’ny vahoaka nihorakoraka, ka hoy izy tamin’i Mosesy: –Horakoraky ny ady any an-toby izany!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Josoa ny fitabataban'ny olona izay nihorakoraka, dia hoy izy tamin'i Mosesy: Misy tabataban'ady atsy an-toby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa ren’i Josoa ny fitabataban’ny olona izay nihorakoraka dia hoy izy tamin’i Mosesy: Misy tabataban’ady atsy an-toby.
malagasy
Ary rehefa ren'i Josoa ny fitabataban'ny olona izay nihorakoraka, dia hoy izy tamin'i Mosesy: Misy tabataban'ady atsy an-toby.