Exodus 32:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa izy: Tsy feo fihobian’ny mahery na feo fitomanian’ny resy fa feon’ny mihira no reko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Môizy: «Tsy mba feo fihobian’ny mpandresy na feo fibabababan’ny resy izany fa feon’olona mihira no reko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly azy i Mosesy hoe: –Tsia, tsy horakora-pandresena, na kiakiakam-paharesena no reko, fa hiram-pety.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa izy: Tsy feo fihobian'ny mahery na feo fitomanian'ny resy no reko, fa feon'ny mihira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa izy: Tsy feo fihobian’ny mahery na feo fitomanian’ny resy fa feon’ny mihira no reko.
malagasy
Fa hoy kosa izy: Tsy feo fihobian'ny mahery na feo fitomanian'ny resy no reko, fa feon'ny mihira.