Exodus 32:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Arona taminy: Esory ary ny kavim-bolamena izay eny amin’ny sofin’ny vadinareo sy ny zanakareo lahy ary ny zanakareo vavy ka ento etỳ amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Aarôna tamin’izy ireo: «Esory àry ny kavim-bolamena, eny an-tsofin’ny vadinareo aman-janakareo lahy na vavy, ka ento atỳ amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Aharôna hoe: –Esory ny kavim-bolamena eny an-tsofin’ny vadinareo sy ny zanakalahinareo ary ny zanakavavinareo, ka ento atỳ amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Arona taminy: Romboty ary ny kavim-bolamena, izay eny amin'ny sofin'ny vadinareo sy ny zanakareo-lahy ary ny zanakareo-vavy, ka ento etỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Arona taminy: Esory ary ny kavim-bolamena izay eny amin’ny sofin’ny vadinareo sy ny zanakareo lahy ary ny zanakareo vavy ka ento etỳ amiko.
malagasy
Ary hoy Arona taminy: Romboty ary ny kavim-bolamena, izay eny amin'ny sofin'ny vadinareo sy ny zanakareo-lahy ary ny zanakareo-vavy, ka ento etỳ amiko.