Exodus 32:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalainy ilay ombilahy kely izay nataon’ny olona ka nodorany tamin’ny afo ary notorotoroiny ho vovoka, dia nafafiny teo ambonin’ny rano ka nampisotroiny ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalainy ilay zanak’omby nataon’izy ireo, nodorany tamin’ny afo, notorotoroiny hanjary vovony, ary nafafiny tao anaty rano ny vovony, ka nampisotroiny ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Mosesy koa ny sarivongana ombilahikely izay namboarin’ireo ka nodorany tamin’ny afo. Avy eo, notorotoroiny ho vovoka ny sisa tavela, dia naparitany tamin’ny rano izay nasainy nosotroin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Dia nalainy ilay ombilahy kely izay efa nataon'ny olona ka nodorany tamin'ny afo, ary notorotoroiny ho vovoka, dia nafafiny tambonin'ny rano ka nampisotroiny ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalainy ilay ombilahy kely izay nataon’ny olona ka nodorany tamin’ny afo ary notorotoroiny ho vovoka, dia nafafiny teo ambonin’ny rano ka nampisotroiny ny Zanak’Israely.
malagasy
Dia nalainy ilay ombilahy kely izay efa nataon'ny olona ka nodorany tamin'ny afo, ary notorotoroiny ho vovoka, dia nafafiny tambonin'ny rano ka nampisotroiny ny Zanak'Isiraely.