Exodus 32:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: Inona no nataon’ity firenena ity taminao no nampidiranao heloka lehibe teo aminy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Môizy tamin’i Aarôna: «Fa nataon’ity vahoaka ity ahoana ianao no dia notsindrianao heloka be vava toy izao izy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontany an’i Aharôna izy hoe: –Nanao inona anao ity vahoaka ity no dia nentinao amin’izao heloka bevava izao?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Inona no nataon'ity firenena ity taminao, no nitondranao heloka lehibe taminy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: Inona no nataon’ity firenena ity taminao no nampidiranao heloka lehibe teo aminy?
malagasy
Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Inona no nataon'ity firenena ity taminao, no nitondranao heloka lehibe taminy?