Exodus 32:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Arona: Aoka tsy hirehitra ny fahatezeran’ny tompoko, fa ianao mahalala ny toetry ny olona fa mpanao ratsy izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Aarôna namaly azy: «Aoka re mba tsy hirehitra ny fahatezeran’ny tompoko. Fa na ny tenanao aza dia mahalala fa mitongilana amin’ny ratsy ity vahoaka ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Aza tezitra ianao, tompoko. Fantatrao ihany fa mailaka hanao ratsy ity vahoaka ity.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa Arona: Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao, tompoko, fa ianao mahalala ny toetry ny olona, fa mpanao ratsy izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Arona: Aoka tsy hirehitra ny fahatezeran’ny tompoko, fa ianao mahalala ny toetry ny olona fa mpanao ratsy izy;
malagasy
Fa hoy kosa Arona: Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao, tompoko, fa ianao mahalala ny toetry ny olona, fa mpanao ratsy izy;