Exodus 32:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria hoy ireo tamiko: Manaova andriamanitra ho antsika, hitarika antsika eo alohantsika; fa ilay Mosesy iny, izay lehilahy nitondra antsika niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta, dia tsy fantatray izay nanjo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nolazain’izy ireo tamiko: Anaovy andriamanitra izahay hialoha lalana anay, fa raha ny amin’iny Môizy iny, ilay lehilahy nitondra anay niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta, tsy fantatray izy na naninona na naninona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga nilaza tamiko izy hoe: «Anaovy andriamanitra izahay hitarika anay satria tsy fantatray izay nanjo an’i Mosesy, ilay lehilahy namoaka anay hiala tany Ejipta.»
Malagasy Bible 1865
ary hoy izy tamiko: Manaova andriamanitra ho antsika, hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay lehilahy nitondra antsika niakatra avy tany amin'ny tany Egypta, dia tsy fantatray izay nanjo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria hoy ireo tamiko: Manaova andriamanitra ho antsika, hitarika antsika eo alohantsika; fa ilay Mosesy iny, izay lehilahy nitondra antsika niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta, dia tsy fantatray izay nanjo azy.
malagasy