Exodus 32:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’i Mosesy fa navela hanaram-po amin’izay tsy mety ny olona, satria navelan’i Arona ho fanakoran’ny fahavalony izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hitan’i Môizy fa nanarana tsy voafehy intsony ny vahoaka satria nampanaranin’i Aarôna tsy voafehiny, ka efa namela azy ho zary fihomehezan’ny fahavalony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsapan’i Mosesy tamin’izay fa navelan’i Aharôna hanao izay tiany hatao ny vahoaka, sady navelany hataon’ny fahavalony ho fihomehezana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'i Mosesy fa natondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona, satria efa natondrak'i Arona ho fanakorana eo amin'ny fahavalony izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’i Mosesy fa navela hanaram-po amin’izay tsy mety ny olona, satria navelan’i Arona ho fanakoran’ny fahavalony izy,
malagasy
Ary rehefa hitan'i Mosesy fa natondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona, satria efa natondrak'i Arona ho fanakorana eo amin'ny fahavalony izy,