Exodus 32:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatanteraka ny tenin’i Mosesy ny taranak’i Levy; nahafatesana tokony ho telo arivo lahy ny olona tamin’izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notanterahin’ny zanak’i Levì ny didin’i Môizy, ka nahafatesana sahabo ho telo arivo ny lehilahy tamin’ny vahoaka androtr’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankatoavin’ny Levita ny tenin’i Mosesy, ka Israelita telo arivo eo ho eo no maty tamin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao araka ny tenin'i Mosesy ny taranak'i Levy; ary nahafatesana tokony ho telo arivo lahy ny olona tamin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatanteraka ny tenin’i Mosesy ny taranak’i Levy; nahafatesana tokony ho telo arivo lahy ny olona tamin’izany andro izany.
malagasy
Dia nanao araka ny tenin'i Mosesy ny taranak'i Levy; ary nahafatesana tokony ho telo arivo lahy ny olona tamin'izany andro izany.