Exodus 32:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Mosesy: Efa nanokana ny tenanareo ho an’NY TOMPO ianareo androany, satria samy namono hatramin’ny zanany sy ny rahalahiny avy, mba hahazoanareo fitahiana anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Môizy: «Samia manokan-tena amin’i Iaveh ianareo anio, fa efa samy namely ny zanany aman-drahalahiny avy, mba hanomezany tso-drano anareo anio.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Mosesy tamin’ny Levita: –Androany dia voatokana ho amin’ny fanompoana ny TOMPO ianareo, satria novonoinareo na dia ny zanakareo sy ny rahalahinareo aza. Homen’ny TOMPO anareo anio anie ny fitahiana.
Malagasy Bible 1865
Fa Mosesy efa nilaza hoe: Manokàna ny tenanareo ho an'i Jehovah ianareo anio; eny, samia mamono ny zanany sy ny rahalahiny avy, mba hahazoanareo fitahiana anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Mosesy: Efa nanokana ny tenanareo ho an’NY TOMPO ianareo androany, satria samy namono hatramin’ny zanany sy ny rahalahiny avy, mba hahazoanareo fitahiana anio.
malagasy
Fa Mosesy efa nilaza hoe: Manokàna ny tenanareo ho an'i Jehovah ianareo anio; eny, samia mamono ny zanany sy ny rahalahiny avy, mba hahazoanareo fitahiana anio.