Exodus 32:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanala ny kavim-bolamena izay teny amin’ny sofiny ny olona rehetra ka nitondra azy ho eo amin’i Arona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia samy nanesotra ny kavim-bolamena teny an-tsofiny avokoa ny olona ka nitondra azy teo amin’i Aarôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy manaisotra ny kavim-bolamena teny an-tsofiny ny Israelita rehetra, ka nitondra ny azy tany amin’i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra dia nandrombotra ny kavim-bolamena izay teny amin'ny sofiny ka nitondra azy ho eo amin'i Arona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanala ny kavim-bolamena izay teny amin’ny sofiny ny olona rehetra ka nitondra azy ho eo amin’i Arona.
malagasy
Ary ny olona rehetra dia nandrombotra ny kavim-bolamena izay teny amin'ny sofiny ka nitondra azy ho eo amin'i Arona.