Exodus 32:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko dia hovonoiko tsy ho eo amin’ny bokiko ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Izay nanota tamiko no hovonoiko anarana amin’ny bokiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Tsia, tsy misy hovonoiko ao amin’ny bokiko afa-tsy ny anaran’ireo izay nanota tamiko ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko dia hovonoiko tsy ho eo amin’ny bokiko ny anarany.
malagasy
Fa hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Na iza na iza nanota tamiko, dia hovonoiko ny anarany eo amin'ny bokiko.