Exodus 32:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO namely ny olona satria nanao ombilahy kely izy, dia ilay namboarin’i Arona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nokapohin’i Iaveh ny vahoaka noho ny nanaovany ny zanak’omby izay nataon’i Aarôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa namely ny Israelita ny TOMPO satria nangataka tamin’i Aharôna ireo mba hanao sarivongana ombilahikely ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah namely ny olona, satria nanao ny ombilahy kely izy, dia ilay nataon'i Arona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO namely ny olona satria nanao ombilahy kely izy, dia ilay namboarin’i Arona.
malagasy
Ary Jehovah namely ny olona, satria nanao ny ombilahy kely izy, dia ilay nataon'i Arona.