Exodus 32:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Mandehana midina ianao; fa efa tonga manao ratsy ny olonao izay noentinao niakatra avy tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Mandehana midina ianao fa nanao ratsy be vava ilay vahoaka nentinao niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaza tamin’i Mosesy ny TOMPO hoe: –Andeha midina izao ianao, fa efa nanao heloka bevava ny vahoaka izay navoakanao hiala tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Ma­ndehana midina ianao; fa efa nanao ratsy ny olonao izay nentinao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Mandehana midina ianao; fa efa tonga manao ratsy ny olonao izay noentinao niakatra avy tany Ejipta.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Ma­ndehana midina ianao; fa efa nanao ratsy ny olonao izay nentinao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta.