Exodus 32:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa NY TOMPO tamin’i Mosesy: Efa hitako io firenena io fa indro, firenena mafy hatoka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Hitako fa vahoaka mafy hatoka io vahoaka io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy Izaho TOMPO taminao: «Hitako tsara io vahoaka io fa mafy hatoka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Efa hitako io firenena io, fa, indro, firenena mafy hatoka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa NY TOMPO tamin’i Mosesy: Efa hitako io firenena io fa indro, firenena mafy hatoka izy.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Efa hitako io firenena io, fa, indro, firenena mafy hatoka izy.