Exodus 33:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, raha mba nahita fitia eo imasonao aho, dia ampahafantaro ahy ny lalanao mba hahalalako Anao ka hahitako fitia eo imasonao; ary hevero fa olonao ity firenena ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa ankehitriny raha nahita fitia teo imasonao tokoa àry aho dia mba ampahalalao ahy ny lalanao, ary aoka hahalala Anao aho mba hahitako fitia eo imasonao. Hevero fa vahoakanao ity firenena ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha mahazo fanambinana teo imasonao tokoa aho, dia mba ampahafantaro ahy izay fikasanao. Ho fantatro Ianao amin’izay; sady ho tena nahazo fanambinana teo imasonao aho. Tsarovy koa fa ity firenena ity dia vahoakanao.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, raha nahita fitia eo imasonao aho, dia ampahafantaro ny lalanao hahalalako Anao, mba hahitako fitia eo imasonao; ary hevero fa olonao ity firenena ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, raha mba nahita fitia eo imasonao aho, dia ampahafantaro ahy ny lalanao mba hahalalako Anao ka hahitako fitia eo imasonao; ary hevero fa olonao ity firenena ity.
malagasy
Koa ankehitriny, raha nahita fitia eo imasonao aho, dia ampahafantaro ny lalanao hahalalako Anao, mba hahitako fitia eo imasonao; ary hevero fa olonao ity firenena ity.