Exodus 33:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy: Ny tenako mihitsy no handeha ka hanome anao fitsaharana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Iaveh: «Ny Tavako no handeha hiaraka aminao, ary homeko fitsaharana ianao ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny TOMPO hoe: –Izaho mihitsy no handeha hiaraka aminao, ka hanome anao fiadanana!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy: Ny Tavako no handeha, dia hanome anao fitsaharana Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy: Ny tenako mihitsy no handeha ka hanome anao fitsaharana.
malagasy
Dia hoy Izy: Ny Tavako no handeha, dia hanome anao fitsaharana Aho.