Exodus 33:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Mosesy taminy: Raha tsy ny tenanao mihitsy no handeha dia aza mitondra anay hiakatra hiala atỳ.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Môizy: «Raha tsy handeha ny Tavanao dia aza mampiala anay eto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray i Mosesy taminy: –Raha tsy Ianao mihitsy no handeha hiaraka aminay, dia aza mibaiko anay hiala eto.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Mosesy taminy: Raha tsy handeha ny Tavanao, dia aza mitondra anay hiakatra hiala atỳ.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Mosesy taminy: Raha tsy ny tenanao mihitsy no handeha dia aza mitondra anay hiakatra hiala atỳ.
malagasy
Fa hoy Mosesy taminy: Raha tsy handeha ny Tavanao, dia aza mitondra anay hiakatra hiala atỳ.