Exodus 33:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Hataoko koa izao zavatra nolazainao izao; fa mahita fitia eo imasoko ianao, ary mahalala anao amin’ny anaranao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Hataoko indray koa izao zavatra angatahinao izao, satria efa nahita fitia teo imasoko ianao, sady fantatro amin’ny anaranao ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Hotanterahiko na dia izay vao nolazainao teo aza. Nahazo fanambinana teo imasoko manko ianao sady efa fantatro mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Izao zavatra nolazainao izao dia hataoko koa; fa nahita fitia eo imasoko ianao, ary mahalala anao tokoa Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Hataoko koa izao zavatra nolazainao izao; fa mahita fitia eo imasoko ianao, ary mahalala anao amin’ny anaranao Aho.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Izao zavatra nolazainao izao dia hataoko koa; fa nahita fitia eo imasoko ianao, ary mahalala anao tokoa Aho.