Exodus 33:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy: Mba ampahitao ny voninahitrao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Môizy: «Mba ataovy mahita ny voninahitrao aho.» Ka hoy ny navalin’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa i Mosesy tamin’ny Tompo: –Avelao àry aho mba hahita ny voninahitrao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy: Mba ampahitao ny voninahitrao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy: Mba ampahitao ny voninahitrao aho.
malagasy
Ary hoy Mosesy: Mba ampahitao ny voninahitrao aho.