Exodus 33:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary haniraka Anjely Aho hitarika anao eo aloha ka horoahiko ny Kananita, ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haniraka Anjely eo alohanao Aho, ary handroaka ny Kananeanina, ny Amôreana, ny Heteanina, ny Ferezeanina, ny Heveanina ary ny Jeboseanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hirahiko ny anjeliko mba hitari-dàlana anareo; horoahiko ny Kanahanita sy ny Amôrita, ny Hetita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita.
Malagasy Bible 1865
Ary haniraka Anjely Aho hitarika anao eo aloha (ka horoahiko ny Kananita sy ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary haniraka Anjely Aho hitarika anao eo aloha ka horoahiko ny Kananita, ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita,
malagasy
Ary haniraka Anjely Aho hitarika anao eo aloha (ka horoahiko ny Kananita sy ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita),