Exodus 33:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy: Tsy mahazo mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona mahita Ahy ka ho velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh: «Tsy afa-mahita ny Tavako ianao, satria tsy afa-mahita Ahy ny olombelona ka mbola ho velona ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ianao tsy mahazo mijery Ahy miatrika, satria tsy misy olona hijery Ahy miatrika ka ho velona.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy: Tsy mahazo mahita ny tavako ianao; fa tsy misy olona mahita Ahy ka ho velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy: Tsy mahazo mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona mahita Ahy ka ho velona.
malagasy
Ary hoy koa Izy: Tsy mahazo mahita ny tavako ianao; fa tsy misy olona mahita Ahy ka ho velona.