Exodus 33:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO: Indro, misy toerana eto anilako; dia hijanona eo ambonin’ny harambato ianao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh: «Indro misy fitoerana eto akaikiko, ka hijanona eo ambony vatolampy ianao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa eto akaikiko eto, hoy Izaho TOMPO, dia misy toerana an-karambato hijanonanao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah: Indro, misy fitoerana eto anilako; dia hijanona eo ambonin'ny harambato ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO: Indro, misy toerana eto anilako; dia hijanona eo ambonin’ny harambato ianao;
malagasy
Dia hoy Jehovah: Indro, misy fitoerana eto anilako; dia hijanona eo ambonin'ny harambato ianao;