Exodus 33:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa rehefa mandalo ny voninahitro dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato ianao ka hosaronako ny tanako mandra-pandaloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa mandalo ny voninahitro, hataoko ao an-tsefatsefa-bato ianao, dia hosaronako amin’ny tanako mandra-pandaloko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mandalo mamirapiratry ny voninahitro Aho, dia hafeniko eo an-tsefatsefaky ny harambato ianao, ary hosaronako amin’ny tanako mandra-pandaloko.
Malagasy Bible 1865
koa raha mandalo ny voninahitro, dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato ianao, ka hosaronako ny tanako ianao mandra-pandaloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa rehefa mandalo ny voninahitro dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato ianao ka hosaronako ny tanako mandra-pandaloko.
malagasy
koa raha mandalo ny voninahitro, dia hataoko eo an-tsefaky ny harambato ianao, ka hosaronako ny tanako ianao mandra-pandaloko.Dia hanaisotra ny tanako Aho, ka hahita ny vohoko ianao; fa ny tavako tsy ho hita.