Exodus 33:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanaisotra ny tanako Aho ka hahita ny vohoko ianao; fa ny tavako dia tsy azon’olona jerena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay vao esoriko ny tanako, ka eo ivohoko no hahitanao Ahy, fa ny Tavako tsy hay jerena.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo vao hoesoriko ny tanako, ka ho azonao jerena avy ao ivohoko Aho, satria tsy azo jerena ny tavako.
Malagasy Bible 1865
Dia hanaisotra ny tanako Aho, ka hahita ny vohoko ianao; fa ny tavako tsy ho hita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanaisotra ny tanako Aho ka hahita ny vohoko ianao; fa ny tavako dia tsy azon’olona jerena.
malagasy
Dia hanaisotra ny tanako Aho, ka hahita ny vohoko ianao; fa ny tavako tsy ho hita.