Exodus 33:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho any amin’ny tany izay tondra-dronono sy tantely; nefa tsy hiara-miakatra aminao eo afovoanao Aho, fandrao handringana anao eny an-dalana; satria olona mafy hatoka ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho any amin’ny tany tondra-dronono aman-tantely, fa tsy hiakatra Aho eo afovoanao, satria vahoaka mafy hatoka ianao, ka sao dia haringako eny an-dalana eny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ianareo dia ho afaka hiditra amin’io tany izay tondra-dronono sy tantely io. Saingy tsy hiara-mandeha aminareo ny tenako, fandrao haringako eny an-dàlana ianareo satria vahoaka mafy hatoka.
Malagasy Bible 1865
dia ho amin'izay tany tondra-dronono sy tantely; nefa tsy hiara-miakatra aminao Aho (satria olona mafy hatoka ianao), fandrao handringana anao eny an-dalana Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho any amin’ny tany izay tondra-dronono sy tantely; nefa tsy hiara-miakatra aminao eo afovoanao Aho, fandrao handringana anao eny an-dalana; satria olona mafy hatoka ianao.
malagasy
dia ho amin'izay tany tondra-dronono sy tantely; nefa tsy hiara-miakatra aminao Aho (satria olona mafy hatoka ianao), fandrao handringana anao eny an-dalana Aho.