Exodus 33:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’ny olona izany teny mampahory izany dia nanjoretra izy ka tsy nisy olona niravaka intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany teny mafy izany ny vahoaka dia nisaona tsy nisy nitafy ny fihaingoany intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’ny vahoaka izany teny fandrahonana izany, dia nisaona izy, ka tsy nisy olona nitondra haingo intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'ny olona izany teny mampahory izany, dia nanjoretra izy, ka tsy nisy olona niravaka intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’ny olona izany teny mampahory izany dia nanjoretra izy ka tsy nisy olona niravaka intsony.
malagasy
Ary rehefa ren'ny olona izany teny mampahory izany, dia nanjoretra izy, ka tsy nisy olona niravaka intsony.