Exodus 33:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanala ny firavany ny Zanak’Israely nanomboka hatreo amin’ny tendrombohitra Horeba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nesorin’ny zanak’i Israely ny fihaingoany, hatreo an-tendrombohitra Horeba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, raha vao niala tao an-tendrombohitra Hôreba ireo Israelita, dia nanaisotra ny haingony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely dia nanala ny firavany hatreo an-tendrombohitra Horeba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanala ny firavany ny Zanak’Israely nanomboka hatreo amin’ny tendrombohitra Horeba.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely dia nanala ny firavany hatreo an-tendrombohitra Horeba.