Exodus 33:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa niditra tao amin’ny tranolay i Mosesy dia nidina ny andry rahona ka nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay, ary NY TOMPO niresaka tamin’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao tafiditra ao an-day i Môizy, ny andry rahona midina mijanona eo anoloan’ny trano lay, ary i Iaveh miresaka amin’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafiditra i Mosesy, dia nidina ny andry rahona ka nijanona teo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana ary niresaka tamin’i Mosesy ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niditra tao amin'ny lay Mosesy, dia nidina ny andri-rahona ka nijanona teo anoloan'ny varavaran'ny lay, ary Jehovah dia niresaka tamin'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa niditra tao amin’ny tranolay i Mosesy dia nidina ny andry rahona ka nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay, ary NY TOMPO niresaka tamin’i Mosesy.
malagasy
Ary raha niditra tao amin'ny lay Mosesy, dia nidina ny andri-rahona ka nijanona teo anoloan'ny varavaran'ny lay, ary Jehovah dia niresaka tamin'i Mosesy.