Exodus 34:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo izay andidiako anao anio. Indro, horoahiko hiala eo anatrehanao ny Amorita, ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tandremo izao andidiako anao izao: Indro horoahiko eo anoloanao ny Amôreana, ny Kananeanina, ny Heteanina, ny Ferezeanina, ny Heveanina ary ny Jeboseanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tandremo tsara izay rehetra andidiako anareo anio, dia horoahiko eo anoloanareo ny Amôrita sy ny Kanahanita, ny Hetita sy ny Perizita ary ny Hivita sy ny Jebosita.
Malagasy Bible 1865
Tandremo izay andidiako anao anio; indro, efa horoahiko hiala eo anatrehanao ny Amorita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo izay andidiako anao anio. Indro, horoahiko hiala eo anatrehanao ny Amorita, ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita.
malagasy
Tandremo izay andidiako anao anio; indro, efa horoahiko hiala eo anatrehanao ny Amorita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.