Exodus 34:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin’ny mponina eo amin’ny tany izay halehanao ianao ka ho fandrika eo afovoanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo fandrao manao fanekem-pihavanana amin’ny mponina amin’ny tany izay ndeha hiadianao, sao zary fandrika eo afovoanao ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo tsara mba tsy hanao fanekempihavanana amin’ny mponina amin’ny tany izay hidiranareo, fa ho fandrika ho anareo izany.
Malagasy Bible 1865
Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin'ny mponina eo amin'ny tany izay halehanao ianao, ka ho fandrika eo afovoanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin’ny mponina eo amin’ny tany izay halehanao ianao ka ho fandrika eo afovoanao izany.
malagasy
Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin'ny mponina eo amin'ny tany izay halehanao ianao, ka ho fandrika eo afovoanao izany.