Exodus 34:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ravao ny alitarany, poteho ny tsangambaton-tsampiny ary jinjao ny tsangankazon-tsampy ho an’ny Aserahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa horavanareo ny ôteliny; hazeranareo ny tsangam-batony; hokapainareo ny aserîmany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ravao ny alitarany, poteho ny tsangambatony, ary kapao ireo tsato-kazo fanajany an’i Aserà.
Malagasy Bible 1865
Fa ravao ny alitarany, ary torotoroy ny tsangam-baton-tsampiny, ary jinjao ny Aserahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ravao ny alitarany, poteho ny tsangambaton-tsampiny ary jinjao ny tsangankazon-tsampy ho an’ny Aserahany*.
malagasy
Fa ravao ny alitarany, ary torotoroy ny tsangam-baton-tsampiny, ary jinjao ny Aserahany.