Exodus 34:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary fandrao koa haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao, ary hijangajanga hanaraka ny andriamaniny ny zanany vavy ka hampandeha ny zanakao lahy hijangajanga hanaraka ny andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao koa maka ny zanany vavy ho an’ny zanakao lahy ianao, ka nony mitolo-tena amin’ny andriamaniny ireny zanany vavy ireny, dia ho voatariny mbamin’ny zanakao lahy hitolo-tena amin’ny andriamaniny koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary haka vady amin’ny zanany vavy ireo zanakalahinareo, ka ireo vehivavy ireo dia hitarika ny zanakalahinareo hanaraka ny fanompoam-pivavahana fanaony amin’ireo andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
ary andrao koa haka amin'ny zananivavy ho vadin'ny zanakao-lahy ianao, ary hijangajanga hanaraka ny andriamaniny ny zananivavy ka hampandeha ny zanakao-lahy hijangajanga hanaraka ny andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary fandrao koa haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao, ary hijangajanga hanaraka ny andriamaniny ny zanany vavy ka hampandeha ny zanakao lahy hijangajanga hanaraka ny andriamaniny.
malagasy
ary andrao koa haka amin'ny zananivavy ho vadin'ny zanakao-lahy ianao, ary hijangajanga hanaraka ny andriamaniny ny zananivavy ka hampandeha ny zanakao-lahy hijangajanga hanaraka ny andriamaniny.