Exodus 34:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao andriamanitra narendrika ho anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza manao andriamanitra anidina ho anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza manao andriamanitra sarivongana ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Aza manao andriamanitra anidina ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao andriamanitra narendrika ho anao.
malagasy
Aza manao andriamanitra anidina ho anao.