Exodus 34:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voalohan-teraka rehetra no Ahy, dia ny lahy amin’ny voalohan-teraky ny bibinao, na omby na ondry aman’osy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ahy ny lahy voalohan-teraka rehetra; toy izany koa, ny lahy voalohan-teraky ny biby ompiana rehetra, na omby na ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ahy ny voalohan-teraka rehetra, ary anatin’izany ny bibinareo; ka ny voalohan-teraky ny omby na ondry na osy dia tsy maintsy atolotra Ahy.
Malagasy Bible 1865
Izay voalohan-teraka rehetra no Ahy, dia ny lahy amin'ny voalohan-teraky ny bibinao, na omby na ondry aman'osy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voalohan-teraka rehetra no Ahy, dia ny lahy amin’ny voalohan-teraky ny bibinao, na omby na ondry aman’osy;
malagasy
Izay voalohan-teraka rehetra no Ahy, dia ny lahy amin'ny voalohan-teraky ny bibinao, na omby na ondry aman'osy;