Exodus 34:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary aoka ho vonona ianao mandra-paharain’ny andro; dia miakara ho ao amin’ny tendrombohitra Sinay rehefa maraina ka mitsangàna eo anatrehako ao an-tampon’ny tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho vonona ho amin’ny ampitso, dia hiakatra ianao raha vao maraina, ho any an-tendrombohitra Sinaia ka hijanona eo anatrehako ao an-tampon’ny tendrombohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivonòna ianao ho amin’ny rahampitso maraina; ka vao maraina dia miakara any an-tampon’ny tendrombohitra Sinay, ary andraso eo Aho.
Malagasy Bible 1865
ary aoka hivonona ianao mandra-pahamaraina; dia miakara raha maraina ho ao amin'ny tendrombohitra Sinay, ka mitsangana eo anatrehako ao an-tampon'ny tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary aoka ho vonona ianao mandra-paharain’ny andro; dia miakara ho ao amin’ny tendrombohitra Sinay rehefa maraina ka mitsangàna eo anatrehako ao an-tampon’ny tendrombohitra.
malagasy
ary aoka hivonona ianao mandra-pahamaraina; dia miakara raha maraina ho ao amin'ny tendrombohitra Sinay, ka mitsangana eo anatrehako ao an-tampon'ny tendrombohitra.