Exodus 34:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henemana no hiasanao, fa amin’ny andro fahafito dia hitsahatra ianao; na dia amin’ny fotoana fitrandrahan-tany sy amin’ny fotoana fijinjana aza dia hitsahatra ihany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny andro enina no hiasanao; fa ny andro fahafito kosa hitsaharanao, na dia amin’ny taom-piasana tany amam-pamoriam-bokatra aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Manana andro enina isan-kerinandro ianareo hiasanareo, fa amin’ny andro fahafito dia hitsahatra amin’ny raharahanareo ianareo na dia amin’ny fotoam-pamafazana sy fijinjana aza.
Malagasy Bible 1865
Henemana no hiasanao, fa amin'ny andro fahafito dia hitsahatra ianao: na dia amin'ny taom-pamafazana sy amin'ny taom-pijinjana aza dia hitsahatra ihany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henemana no hiasanao, fa amin’ny andro fahafito dia hitsahatra ianao; na dia amin’ny fotoana fitrandrahan-tany sy amin’ny fotoana fijinjana aza dia hitsahatra ihany ianao.
malagasy
Henemana no hiasanao, fa amin'ny andro fahafito dia hitsahatra ianao: na dia amin'ny taom-pamafazana sy amin'ny taom-pijinjana aza dia hitsahatra ihany ianao.