Exodus 34:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ny andro firavoravoana amin’ireo Herinandro, amin’ny fanaterana ny voaloham-bokatra rehefa mijinja ny varimbazaha sy ny andro firavoravoana amin’ny fanangonam-bokatra amin’ny fitsingerenan’ny taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hankalazainao ny fetin’ny Herinandro, ny voaloham-bokatra amin’ny fijinjam-bary, ary ny fetin’ny fampakaram-bokatra amin’ny faran’ny taona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ankalazao ny fetin’ny Pentekôsta amin’ny fotoana hijinjanareo ny santa-bary, ary ny fetim-bokatra amin’ny fararano.
Malagasy Bible 1865
Ary tandremo ny andro firavoravoana manarakaraka ireo herinandro amin'ny fanaterana ny voaloham-bokatra, raha mijinja ny vary tritika, sy ny andro firavoravoana amin'ny fanangonana amin'ny fitsingerenan'ny taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ny andro firavoravoana amin’ireo Herinandro, amin’ny fanaterana ny voaloham-bokatra rehefa mijinja ny varimbazaha sy ny andro firavoravoana amin’ny fanangonam-bokatra amin’ny fitsingerenan’ny taona.
malagasy