Exodus 34:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny santatra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao dia haterinao ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Atero ao an-tranon’i Iaveh Andriamanitrao ny santatry ny voaloham-bokatry ny taninao.» «Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haterinareo ao an-tranoko ny santa-bokatry ny taninareo satria Izaho no TOMPO Andriamanitrareo; nefa aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.»
Malagasy Bible 1865
Ny santatra amin'ny voaloham-bokatry ny taninao dia haterinao ho ao an-tranon'i Jehovah Andriamanitrao. Aza mahandro zanak'osy amin'ny rononon-dreniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny santatra amin’ny voaloham-bokatry ny taninao dia haterinao ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
malagasy
Ny santatra amin'ny voaloham-bokatry ny taninao dia haterinao ho ao an-tranon'i Jehovah Andriamanitrao. Aza mahandro zanak'osy amin'ny rononon-dreniny.