Exodus 34:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Farany, hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Soratinao ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no anaovako fanekena aminao sy amin’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nandidy an’i Mosesy koa ny TOMPO hoe: –Soraty ireto didy ireto fa fototry ny fanekempihavanana ataoko aminao sy ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Farany, hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin’ny Israely.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin'ny Isiraely.