Exodus 34:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka tsy hisy olona hiakatra miaraka aminao, sady aoka tsy hisy olona ho hita eny amin’ny tendrombohitra Sinay rehetra; ary ny ondry aman’osy koa sy ny omby dia aoka tsy hisy handrasana eny akaikin’izany tendrombohitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hisy olona hiara-miakatra aminao; ary aoka tsy hisy olona hiseho eny an-tendrombohitra Sinaia rehetra eny; ary na ny ondry mbamin’ny omby aza, aoka tsy hihinana eny akaikin’ny tendrombohitra eny akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy hisy olona hiaraka aminao! Aoka koa tsy hisy olona ho hita mihitsy eny an-tendrombohitra manontolo; ary aoka tsy hisy biby handrasana eny akaiky eny na iray aza, na ondry aman’osy na omby.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka tsy hisy olona hiakatra afa-tsy ianao, ary aoka tsy hisy olona ho hita eny amin'ny tendrombohitra Sinay rehetra; ary ny ondry aman'osy koa sy ny omby dia aoka tsy hisy handrasana eny akaikin'izany tendrombohitra izany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka tsy hisy olona hiakatra miaraka aminao, sady aoka tsy hisy olona ho hita eny amin’ny tendrombohitra Sinay rehetra; ary ny ondry aman’osy koa sy ny omby dia aoka tsy hisy handrasana eny akaikin’izany tendrombohitra izany.
malagasy