Exodus 34:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Arona sy ny Zanak’Israely rehetra i Mosesy fa indro, namirapiratra ny hodi-tavany, dia natahotra azy izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Aarôna sy ny zanak’i Israely rehetra nahita an’i Môizy ka indro nandefa tsirim-pahazavana ny hodi-tavany, dia natahotra ny hanatona azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha nahita ny tarehin’i Mosesy namirapiratra i Aharôna sy ny Israelita rehetra, dia natahotra ny hanatona azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'i Arona sy ny Zanak'Isiraely rehetra Mosesy, ka, indro, namirapiratra ny hoditry ny tavany, dia natahotra azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Arona sy ny Zanak’Israely rehetra i Mosesy fa indro, namirapiratra ny hodi-tavany, dia natahotra azy izy ireo.
malagasy
Ary nony hitan'i Arona sy ny Zanak'Isiraely rehetra Mosesy, ka, indro, namirapiratra ny hoditry ny tavany, dia natahotra azy izy.