Exodus 34:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa niantso azy ireo i Mosesy ka niverina ho eo aminy i Arona sy ny lohan’ny fiangonana rehetra; dia niteny taminy i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nantsoin’i Môizy ireo, ka nanatona azy i Aarôna sy ny loholona rehetra amin’ny fiangonana ka niresaka tamin’ireo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso an-dry zareo i Mosesy, koa nanatona i Aharôna sy ny lehiben’ny vahoaka, dia niresaka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy niantso azy, dia niverina Arona sy ny lohan'ny fiangonana rehetra ho eo aminy; ary Mosesy niteny taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa niantso azy ireo i Mosesy ka niverina ho eo aminy i Arona sy ny lohan’ny fiangonana rehetra; dia niteny taminy i Mosesy.
malagasy
Ary Mosesy niantso azy, dia niverina Arona sy ny lohan'ny fiangonana rehetra ho eo aminy; ary Mosesy niteny taminy.