Exodus 34:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nanakaiky koa ny Zanak’Israely rehetra; ary nandidy azy ireo i Mosesy araka izay rehetra nolazain’NY TOMPO taminy tao amin’ny tendrombohitra Sinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao izay vao nanatona koa ny zanak’i Israely rehetra, ka nomeny azy ny didy rehetra noraisiny tamin’i Iaveh tany an-tendrombohitra Sinaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nanatona koa ny Israelita sisa rehetra, ka nampitain’i Mosesy taminy ny baiko rehetra izay nandidian’ny TOMPO azy tao an-tendrombohitra Sinay.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia nanakaiky koa ny Zanak'Isiraely rehetra; ary Mosesy nandidy azy araka izay rehetra nolazain'i Jehovah taminy tao amin'ny tendrombohitra Sinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nanakaiky koa ny Zanak’Israely rehetra; ary nandidy azy ireo i Mosesy araka izay rehetra nolazain’NY TOMPO taminy tao amin’ny tendrombohitra Sinay.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia nanakaiky koa ny Zanak'Isiraely rehetra; ary Mosesy nandidy azy araka izay rehetra nolazain'i Jehovah taminy tao amin'ny tendrombohitra Sinay.