Exodus 34:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra ny teny nataon’i Mosesy taminy dia nasiany sarona ny tavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy niteny i Môizy dia nosaronany voaly ny tarehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitan’i Mosesy ny teny nataony, dia nosaronany voaly ny tarehiny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vita ny teny nataon'i Mosesy taminy, dia nasiany fisalobonana ny tavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra ny teny nataon’i Mosesy taminy dia nasiany sarona ny tavany.
malagasy
Ary rehefa vita ny teny nataon'i Mosesy taminy, dia nasiany fisalobonana ny tavany.