Exodus 34:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nipaika vato fisaka roa tahaka ilay teo aloha i Mosesy, ary nifoha vao maraina izy ka niakatra tao amin’ny tendrombohitra Sinay, araka izay nandidian’NY TOMPO azy; ary noentiny teny an-tanany ny vato fisaka roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nipaika takelaka vato roa tahaka ireo voalohany i Môizy; ka nifoha maraina koa, niakatra ny tendrombohitra Sinaia, araka ny nandidian’i Iaveh azy; nentiny teny an-tanany ny takelaka vato roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanamboatra vatofisaka roa mitovy amin’ny teo aloha i Mosesy. Ny ampitso vao maraina dia niakatra teny Sinay araka ny baiko nomen’ny TOMPO azy izy, sady nitondra ireo vatofisaka roa.
Malagasy Bible 1865
Dia nanamboatra vato fisaka roa tahaka ilay teo Mosesy, ary nifoha maraina koa izy ka niakatra tao amin'ny tendrombohitra Sinay, araka izay nandidian'i Jehovah azy; ary nentiny teny an-tànany ny vato fisaka roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nipaika vato fisaka roa tahaka ilay teo aloha i Mosesy, ary nifoha vao maraina izy ka niakatra tao amin’ny tendrombohitra Sinay, araka izay nandidian’NY TOMPO azy; ary noentiny teny an-tanany ny vato fisaka roa.
malagasy