Exodus 34:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nidina tao anatin’ny rahona ka nijanona teo, teo akaikiny, dia nanonona ny anaran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidina tao anatin’ny rahona i Iaveh ka niara-nijanona taminy teo, sy nanonona ny anarana hoe; Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina tao tamin’ny andry rahona ny TOMPO, ka nijanona tao niaraka tamin’i Mosesy. Nambarany azy ny anarany hoe «Ny TOMPO».
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nidina tao anatin'ny rahona ka nijanona teo aminy, dia nanonona ny anaran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nidina tao anatin’ny rahona ka nijanona teo, teo akaikiny, dia nanonona ny anaran’NY TOMPO.
malagasy
Ary Jehovah nidina tao anatin'ny rahona ka nijanona teo aminy, dia nanonona ny anaran'i Jehovah.