Exodus 34:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nandalo teo anatrehany ka niantso hoe: NY TOMPO, NY TOMPO, Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindrampo sy fahamarinana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nandalo teo anatrehany i Iaveh sady niantso hoe: «Iaveh! Iaveh! Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sy be hatsaram-po amam-pahamarinana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nandalo teo anatrehan’i Mosesy IZY sady mbola nanambara hoe: «Izaho no TOMPO, TOMPO Andriamanitra mamindrafo sy miantra, mahari-po sy be fitiavana sady mahatoky.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nandalo teo anatrehany ka niantso hoe: Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nandalo teo anatrehany ka niantso hoe: NY TOMPO, NY TOMPO, Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindrampo sy fahamarinana,
malagasy
Ary Jehovah nandalo teo anatrehany ka niantso hoe: Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana,